Teny iditra | 1 lanja haambo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 fomba fandrefesana elanelan-kambosana ary famaritana ny haabon'ny teboka [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 nivellement [1.13] |
Tovy hevitra | 5 fandrefesan-kaambo, fandrefesana haambo |
Singan-teny | 6 lanja, haambo |
Fivaditsoratra | 7 hajam-bolana, lanja haambo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |